Luke 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijery ireo rehetra nanodidina azy Izy dia niteny tamin-dRalehilahy hoe: Atsory ny tananao. Dia nataony izany ka sitrana ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noherikerehiny nojerena daholo izy rehetra teo, ka hoy Izy tamin-dralehilahy: «Ahinjiro ny tananao.» Dia nahinjiny ka sitrana terỳ ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanopy maso manodidina nijery azy rehetra i Jesoa ka niteny tamin-dralehilahy hoe: –Atsory ny tananao. Dia natsotran’ilay marary ny tanany ka sitrana.
Malagasy Bible 1865
Ary nijery azy rehetra manodidina Izy, dia nanao tamin-dralehilahy hoe: Ahinjiro ny tananao. Dia nataony izany, ka sitrana ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijery ireo rehetra nanodidina azy Izy dia niteny tamin-dRalehilahy hoe: Atsory ny tananao. Dia nataony izany ka sitrana ny tanany.
malagasy
Ary nijery azy rehetra manodidina Izy, dia nanao tamin-dralehilahy hoe: Ahinjiro ny tananao. Dia nataony izany, ka sitrana ny tànany.