Luke 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia feno hatezerana izy ireo ka nifampidinika ny amin’izay hataony amin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iretsy kosa safotry ny hatezerana, ka nioko ny amin’izay hanaovany an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa romotry ny hatezerana kosa ireo mpahay lalàna sy Farisianina ka niara-nioko ny amin’izay hanaovany an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia safotry ny hatezerana izy ireo ka nioko ny amin'izay hanaovany an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia feno hatezerana izy ireo ka nifampidinika ny amin’izay hataony amin’i Jesosy.
malagasy
Dia safotry ny hatezerana izy ireo ka nioko ny amin'izay hanaovany an'i Jesosy.