Luke 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina ny andro dia nantsoiny hanatona Azy ny mpianany, ka nifidianany roa amby folo lahy, izay nataony hoe Apostoly,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina ny andro dia niantso ny mpianany Izy ka nifidy roa ambin’ny folo lahy tamin’izy ireo, izay nomeny anarana hoe Apôstôly:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina, nantsoiny ny mpianany ka nifidianany 12 lahy izay nomeny anarana hoe apôstôly:
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina ny andro,dia nantsoiny hanatona Azy ny mpianany, ka nifidianany roa ambin'ny folo lahy, izay nataony hoe Apostoly,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina ny andro dia nantsoiny hanatona Azy ny mpianany, ka nifidianany roa amby folo lahy, izay nataony hoe Apostoly,
malagasy
Ary nony maraina ny andro,dia nantsoiny hanatona Azy ny mpianany, ka nifidianany roa ambin'ny folo lahy, izay nataony hoe Apostoly,