Luke 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia i Simona izay nataony hoe Petera, i Andrea rahalahiny, i Jakoba, i Jaona, i Filipo, i Bartolomeo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia i Simôna izay nataony hoe Piera, sy i Andre rahalahiny, i Jakôba sy i Joany, i Filipo sy i Bartelemy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia i Simôna, izay nomeny anarana koa hoe Petera, sy i Andrea rahalahiny; i Jakôba sy i Jôhany, i Filipo, i Bartôlômeo,
Malagasy Bible 1865
dia Simona, izay nataony hoe koa Petera, sy Andrea rahalahiny, sy Jakoba sy Jaona sy Filipo sy Bartelemeo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia i Simona izay nataony hoe Petera, i Andrea rahalahiny, i Jakoba, i Jaona, i Filipo, i Bartolomeo,
malagasy
dia Simona, izay nataony hoe koa Petera, sy Andrea rahalahiny, sy Jakoba sy Jaona sy Filipo sy Bartelemeo