Luke 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Matio, i Tomasy, i Jakoba zanak’i Alfeo, i Simona izay atao hoe Zelota,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Matio sy i Tomà, i Jakôba zanak’i Alfe, sy i Simôna izay atao hoe Zelôty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Matio, i Tômà, i Jakôba zanak’i Halfeo, i Simôna atao hoe Zelôta,
Malagasy Bible 1865
sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak'i Alfeo, sy Simona, izay atao hoe Zelota,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Matio, i Tomasy, i Jakoba zanak’i Alfeo, i Simona izay atao hoe Zelota*,
malagasy
sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak'i Alfeo, sy Simona, izay atao hoe Zelota,