Luke 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jodasy zanak’i Jakoba ary i Jodasy iskariota, ilay tonga mpamadika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Jodà rahalahin’i Jakôba, sy i Jodasy IsKariota ilay namadika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jodasy zanak’i Jakôba, ary i Jodasy Iskariôta ilay tonga mpamadika.
Malagasy Bible 1865
sy Jodasy, zanak'i Jakoba, ary Jodasy Iskariota, izay tonga namadika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jodasy zanak’i Jakoba ary i Jodasy iskariota, ilay tonga mpamadika.
malagasy
sy Jodasy, zanak'i Jakoba, ary Jodasy Iskariota, izay tonga namadika. [ Na: rahalahin'i]