Luke 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izay nampahorin’ny fanahy maloto dia nositranina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tonga teo mba hihaino Azy, sy mba hositraniny amin’ny aretiny: dia nositraniny izay nampijalin’ny fanahy maloto,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no tonga teo mba hihaino Azy sy hositraniny amin’ny aretiny; ka izay nampahorîn’ny fanahy maloto dia sitrana.
Malagasy Bible 1865
ary izay nampahorin'ny fanahy maloto dia nositranina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izay nampahorin’ny fanahy maloto dia nositranina.
malagasy
ary izay nampahorin'ny fanahy maloto dia nositranina.