Luke 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady hikasika Azy ny vahoaka rehetra satria nisy hery niala Taminy ka nahasitrana azy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nitady hanendry Azy ny vahoaka rehetra, satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary notadiavin’ny vahoaka rehetra hokasihina i Jesoa satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka rehetra nitady hanendry Azy, satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady hikasika Azy ny vahoaka rehetra satria nisy hery niala Taminy ka nahasitrana azy rehetra.
malagasy
Ary ny vahoaka rehetra nitady hanendry Azy, satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.