Luke 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Fariseo sasany dia niteny hoe: Nahoana ianareo no manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Farisianina sasany taminy: «Nahoana ianareo no manao ny tsy fanao amin’ny sabata?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ny Farisianina sasany hoe: –Nahoana ianareo no manao zavatra tsy fanao amin’ny andro sabata?
Malagasy Bible 1865
Fa ny Fariseo sasany nanao hoe: Nahoana ianareo no manao izay tsy mety hatao amin'ny Sabata?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Fariseo* sasany dia niteny hoe: Nahoana ianareo no manao izay tsy azo atao amin’ny Sabata?
malagasy
Fa ny Fariseo sasany nanao hoe: Nahoana ianareo no manao izay tsy mety hatao amin'ny Sabata?