Luke 6:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanopy ny masony tamin’ny mpianany Jesosy ka nilaza hoe: Sambatra ianareo mahantra, fa anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, dia niatrana nijery an’ireo mpianany Izy, ka nanao hoe: Sambatra ianareo mahantra, fa anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanopy maso ny mpianany i Jesoa ka nanao hoe: –Sambatra ianareo mahantra, fa anareo ny Fanjakàn’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy dia nanopy ny masony tamin'ny mpianany ka nanao hoe: Sambatra ianareo malahelo, fa anareo ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanopy ny masony tamin’ny mpianany Jesosy ka nilaza hoe: Sambatra ianareo mahantra, fa anareo ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary Jesosy dia nanopy ny masony tamin'ny mpianany ka nanao hoe: Sambatra ianareo malahelo, fa anareo ny fanjakan'Andriamanitra.