Luke 6:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa hovokisana ianareo. Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hihomehy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa ho voky ianareo. Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hifaly ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa hovokisan’Andriamanitra! Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hampifalîn’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa hovokisana ianareo. Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hihomehy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ianareo noana ankehitriny, fa hovokisana ianareo. Sambatra ianareo mitomany ankehitriny, fa hihomehy ianareo.
malagasy