Luke 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ianareo, raha halan’ny olona ka ariany sy haratsiny, ary laviny toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin’ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho sambatra ianareo raha hankahalain’ny olona, horoahiny amin’ny fikambanany, hotevatevainy ary holaviny toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin’ny Zanak’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ianareo raha halan’ny olona sy roahiny ary tevatevainy sy alàny baràka noho ianareo miandany amin’ny Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
Sambatra ianareo, raha halan'ny olona ka ariany sy haratsiny, ary laviny toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin'ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ianareo, raha halan’ny olona ka ariany sy haratsiny, ary laviny toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin’ny Zanak’Olona*.
malagasy
Sambatra ianareo, raha halan'ny olona ka ariany sy haratsiny, ary laviny toy ny zava-dratsy ny anaranareo, noho ny amin'ny Zanak'olona.