Luke 6:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifalia ianareo amin’izany andro izany ka mibitaha; fa indro, lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa izany no nataon’ny razany tamin’ny mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifalia ianareo amin’izany andro izany ary miravoravoa, fa indro lehibe ny valisoanareo any an-danitra; fa tahaka izany koa no nataon’ny razany tamin’ny mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hifaly ianareo amin’ny andro hisehoan’izany ary aoka hibita-karavoana, satria valisoa lehibe no miandry anareo any an-danitra. Fa toy izany indrindra no nataon’ny razan-dry zareo tamin’ny mpaminani n’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mifalia ianareo amin'izany andro izany, ka mibitaha; fa, indro, lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa izany no nataon'ny razany tamin'ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifalia ianareo amin’izany andro izany ka mibitaha; fa indro, lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa izany no nataon’ny razany tamin’ny mpaminany.
malagasy
Mifalia ianareo amin'izany andro izany, ka mibitaha; fa, indro, lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa izany no nataon'ny razany tamin'ny mpaminany.[Na: miantsambora]