Luke 6:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo izay manankarena kosa! Fa efa azonareo izay naha afa-po anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza kosa ianareo, ry mpanan-karena, fa manana ny fahafaham-ponareo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mampalahelo kosa ianareo mpanana, fa efa azonareo ny fahafaham-po! Mampalahelo ianareo voky ankehitriny, fa mbola ho noana!
Malagasy Bible 1865
Fa lozanareo izay manan-karena kosa! fa efa azonareo izay mahafa-po anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo izay manankarena kosa! Fa efa azonareo izay naha afa-po anareo.
malagasy
Fa lozanareo izay manan-karena kosa! fa efa azonareo izay mahafa-po anareo.