Luke 6:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozanareo, raha milaza soa anareo ny olona rehetra! Fa izany no nataon’ny razany tamin’ny mpaminany sandoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ianareo raha ataon’ny olona tsara laza, fa tahaka izany no nataon’ny razany tamin’ny mpaminany sandoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampalahelo ianareo raha ataon’ny olona tsara laza. Fa toy izany indrindra no nataon’ny razan-dry zareo tamin’ny mpaminany sandoka!
Malagasy Bible 1865
Lozanareo, raha milaza soa anareo ny olona rehetra! fa izany no nataon'ny razany tamin'ny mpaminany sandoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozanareo, raha milaza soa anareo ny olona rehetra! Fa izany no nataon’ny razany tamin’ny mpaminany sandoka.
malagasy
Lozanareo, raha milaza soa anareo ny olona rehetra! fa izany no nataon'ny razany tamin'ny mpaminany sandoka.