Luke 6:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa hoy Aho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin’izay mankahala anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazaiko aminareo izay mihaino Ahy: Tiavo ny fahavalonareo, manaova soa an’izay mankahala anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao anefa no lazaiko aminareo mpihaino: Tiavo ny fahavalonareo, manasoava ny mpankahala anareo,
Malagasy Bible 1865
Kanefa hoy Izaho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin'izay mankahala anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa hoy Aho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin’izay mankahala anareo;
malagasy
Kanefa hoy Izaho aminareo izay mihaino: Tiava ny fahavalonareo; manaova soa amin'izay mankahala anareo;