Luke 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
misaora izay manozona anareo; ary mivavaha ho an’izay manisy ratsy anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
misaora an’izay manozona anareo ary mivavaha ho an’izay manisy ratsy anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
miraria soa ho an’izay manozona anareo.
Malagasy Bible 1865
misaora izay manozona anareo, ary mivavaha ho an'izay manisy ratsy anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
misaora izay manozona anareo; ary mivavaha ho an’izay manisy ratsy anareo.
malagasy
misaora izay manozona anareo, ary mivavaha ho an'izay manisy ratsy anareo.