Luke 6:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mamely ny takolakao iray dia atolory azy koa ny iray; ary raha misy maka ny lambanao, aza lavinao na dia ny akanjonao aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy mamely ny takolakao anankiray, dia atolory azy koa ny ilany; ary raha misy maka ny lambanao, aza sakanana na halainy mbamin’ny akanjonao aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mamely anao amin’ny takolaka iray, tolory koa ny ilany; ary izay maka ny lambanao, avelao koa haka ny akanjonao.
Malagasy Bible 1865
Raha misy mamely ny takolakao anankiray, dia atolory azy koa ny anankiray; ary raha misy maka ny lambanao, aza lavinao na dia ny akanjonao aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mamely ny takolakao iray dia atolory azy koa ny iray; ary raha misy maka ny lambanao, aza lavinao na dia ny akanjonao aza.
malagasy
Raha misy mamely ny takolakao anankiray, dia atolory azy koa ny anankiray; ary raha misy maka ny lambanao, aza lavinao na dia ny akanjonao aza.