Luke 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy namaly azy hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha noana izy mbamin’izay niaraka taminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa namaly azy hoe: «Tsy novakinareo va izay nataon’i Davida raha noana izy mbamin’izay nanaraka azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Tsy novakînareo tao amin’ny Soratra Masina ve izay nataon’i Davida, raha noana izy mbamin’ireo olona niaraka taminy?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly azy ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon'i Davida, raha noana izy mbamin'izay nanaraka azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy namaly azy hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon’i Davida, raha noana izy mbamin’izay niaraka taminy,
malagasy
Ary Jesosy namaly azy ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny milaza ilay nataon'i Davida, raha noana izy mbamin'izay nanaraka azy,