Luke 6:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo izay rehetra mangataka aminao; ary raha misy maka izay anao dia aza mitaky izany aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo izay rehetra mangataka aminao, ary raha misy mifaoka ny anananao dia aza mitaky izany aminy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omeo izay rehetra mangataka aminao ary aza itakiana izay maka ny anao.
Malagasy Bible 1865
Omeo izay rehetra mangataka aminao; ary raha misy maka ny anananao, dia aza manaraka izany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo izay rehetra mangataka aminao; ary raha misy maka izay anao dia aza mitaky izany aminy.
malagasy
Omeo izay rehetra mangataka aminao; ary raha misy maka ny anananao, dia aza manaraka izany aminy.