Luke 6:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary araka izay tianareo hataon’ny olona aminareo no mba ataovy aminy kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tianareo hataon’ny olona aminareo, no mba ataovy amin’ny olona koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay tianareo hataon’ny olona aminareo no mba ataovy aminy koa.
Malagasy Bible 1865
Ary araka izay tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary araka izay tianareo hataon’ny olona aminareo no mba ataovy aminy kosa.
malagasy
Ary araka izay tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa.