Luke 6:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no fankasitrahana ho azonareo? Fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izay tia anareo ihany no tianareo, fankasitrahana inona no tokony ho anareo? Fa na dia ny mpanota aza tia izay tia azy koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny manam-pitiavana anareo ihany no tiavinareo, inona no mba sitraka manokana mendrika anareo? Ny mpanota koa mba tia izay manam-pitiavana azy!
Malagasy Bible 1865
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no fankasitrahana ho azonareo? Fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.
malagasy
Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.