Luke 6:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no fankasitrahana ho azonareo? Fa na dia ny mpanota aza mba manao toy izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, fankasitrahana inona moa no tokony ho anareo? Fa na dia ny mpanota aza mba manao toraka izany ihany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha ny manasoa anareo ihany no soavinareo, inona no mba sitraka manokana mendrika anareo? Ny mpanota koa mba manao toy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no fankasitrahana ho azonareo? Fa na dia ny mpanota aza mba manao toy izany koa.
malagasy
Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany.