Luke 6:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho mpamindra fo ianareo tahaka ny Rainareo izay Mpamindra fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho mpamindra fo tahaka ny Rainareo mpamindra fo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara fo ilay Rainareo: noho izany, aoka ianareo ho tsara fo tahaka Azy koa!
Malagasy Bible 1865
Aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho mpamindra fo ianareo tahaka ny Rainareo izay Mpamindra fo.
malagasy
Aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo.