Luke 6:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mitsara dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka dia tsy hohelohina ianareo; mamelà dia mba havela ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà dia havela ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aza mitsara olona, dia tsy hotsarain’Andriamanitra ianareo; aza manameloka olona, dia tsy hohelohin’Andriamanitra ianareo; mamelà, dia havelan’Andriamanitra ianareo;
Malagasy Bible 1865
Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mitsara dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka dia tsy hohelohina ianareo; mamelà dia mba havela ianareo;
malagasy
Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo;