Luke 6:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nilaza fanoharana taminy koa Jesosy hoe: Ny jamba va mahatari-dalana ny jamba? Tsy hianjera any an-kady va izy roa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao koa no fanoharana nataony tamin’izy ireo: «Moa ny jamba mahatari-dàlana ny jamba va? Moa tsy hiara-mianjera any an-kady va izy roa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nilazan’i Jesoa fanoharana koa ireo mpihaino nataony hoe: –Jamba ve mahatantana jamba? Tsy hifamarina an-kady ve ny jamba mifampitantana?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanao fanoharana taminy koa hoe: Ny jamba va mahatari-dalana ny jamba? Tsy hianjera any an-kady va izy roa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nilaza fanoharana taminy koa Jesosy hoe: Ny jamba va mahatari-dalana ny jamba? Tsy hianjera any an-kady va izy roa?
malagasy
Ary Jesosy nanao fanoharana taminy koa hoe: Ny jamba va mahatari-dalana ny jamba? Tsy hianjera any an-kady va izy roa?