Luke 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa niditra tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy dia nandray ny mofo atao fanatitra ka nihinana sady nanome ho an’izay nanaraka azy koa, nefa mahadiso raha misy mihinana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy ka naka ny mofo alahatra, dia nihinana izany sy nanome izay nanaraka azy koa, nefa tsy misy mahazo mihinana azy afa-tsy ny mpisorona ihany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy ka ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra no nakany hohanina, ary dia nomeny koa ireo olona niaraka taminy; kanefa izany mofo izany, tsy azon’iza na iza hanina afa-tsy ny mpisorona irery ihany.
Malagasy Bible 1865
fa niditra tao an-tranon'Andriamanitra izy ka nandray ny mofo aseho ary nihinana sady nanome he an'izay nanaraka azy koa, nefa mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
fa niditra tao an-tranon'Andriamanitra izy ka nandray ny mofo aseho ary nihinana sady nanome he an'izay nanaraka azy koa, nefa mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany?