Luke 6:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mihoatra noho ny mpampianatra ny mpianatra; fa izay rehetra tsara fiofanana dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra, fa izay mpianatra tapi-pianarana no hoatra ny mpampianatra azy ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpianatra tsy mihoatra mpampianatra, fa izay mpianatra tonga lafatra no toy ny mpampianatra azy.
Malagasy Bible 1865
Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra; fa izay rehetra tanteraka dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mihoatra noho ny mpampianatra ny mpianatra; fa izay rehetra tsara fiofanana dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany.
malagasy
Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra; fa izay rehetra tanteraka dia ho tahaka ny mpampianatra azy ihany.