Luke 6:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo izay eo amin’ny mason’ny rahalahinao, nefa ny andry izay eo amin’ny masonao dia tsy mba tsaroanao akory?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nahoana no ny sombim-bozaka amin’ny mason’ny rahalahinao jerenao, nefa ny sakamandimby ao amin’ny masonao tsy hitanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Nahoana moa ianao no mahita tapak’ahitra eo amin’ny mason-kavana, nefa ny vatan-kazo eo amin’ny masonao tsy tandrinao akory?
Malagasy Bible 1865
Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo izay eo amin'ny mason'ny rahalahinao, nefa ny andry izay eo amin'ny masonao dia tsy mba tsaroanao akory?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo izay eo amin’ny mason’ny rahalahinao, nefa ny andry izay eo amin’ny masonao dia tsy mba tsaroanao akory?
malagasy
Ary nahoana ianao no mijery ny sombin-kazo izay eo amin'ny mason'ny rahalahinao, nefa ny andry izay eo amin'ny masonao dia tsy mba tsaroanao akory?