Luke 6:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa samy fantatra amin’ny voany avy ny hazo rehetra; tsy misy mioty aviavy amin’ny tsilo na voaloboka amin’ny voaroy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa samy fantatra amin’ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy mioty aviavy amin’ny tsilo, na voaloboka amin’ny voaroitsilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny voany no ahafantarana ny hazo isan-karazany; fa foto-tsilo tsy ahazoana voanaviavy, ary foto-droy tsy iotazana voaloboka.
Malagasy Bible 1865
Fa samy fantatra amin'ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy manoty aviavy amin'ny tsilo, na voaloboka amin'ny voaroy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa samy fantatra amin’ny voany avy ny hazo rehetra; tsy misy mioty aviavy amin’ny tsilo na voaloboka amin’ny voaroy.
malagasy
Fa samy fantatra amin'ny voany avy ny hazo rehetra; fa tsy misy manoty aviavy amin'ny tsilo, na voaloboka amin'ny voaroy.[aviavimbazaha]