Luke 6:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko! Tompoko! Nefa tsy manatanteraka izay lazaiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ahoana no iantsoanareo Ahy hoe: «Tompo ô! Tompo ô!» nefa tsy tanterahinareo akory izay lazaiko?
Malagasy Bible 1865
Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko, Tompoko, nefa tsy manao izay lazaiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahoana ianareo no miantso Ahy hoe: Tompoko! Tompoko! Nefa tsy manatanteraka izay lazaiko?
malagasy