Luke 6:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra manatona Ahy sy mandre ny teniko ka mankatò azy dia hasehoko aminareo izay tahaka azy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasehoko anareo izay azo anoharana ny olona rehetra manatona Ahy ka mihaino ny teniko sy manatanteraka azy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra manatona Ahy ka mihaino ny teniko sady manatanteraka, dia hasehoko anareo ny mety hampitahana azy:
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra manatona Ahy sy mandre ny teniko ka mankatò azy, dia hasehoko aminareo izay tahaka azy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra manatona Ahy sy mandre ny teniko ka mankatò azy dia hasehoko aminareo izay tahaka azy:
malagasy
Izay rehetra manatona Ahy sy mandre ny teniko ka mankatò azy, dia hasehoko aminareo izay tahaka azy: