Luke 6:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Tompon’ny Sabata ny Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady nampiany hoe: «Ny Zanak’olona no tompon’ny sabata.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Jesoa tamin’ny Farisianina: –Ananan’ny Zanak’olona fahefana ny sabata!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Tompon'ny Sabata ny Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Tompon’ny Sabata ny Zanak’Olona*.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Tompon'ny Sabata ny Zanak'olona.