Luke 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanoradalàna sy ny Fariseo dia nanara-maso Azy, na hanasitrana amin’ny Sabata Izy na tsia, mba hahitany izay hiampangana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nitsikilo Azy ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina na hanasitrana amin’ny andro sabata Izy na tsia, mba hahitany antony hiampangana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nizaha taratra an’i Jesoa ireo mpahay lalàna sy Farisianina raha hanasitrana amin’ny andro sabata Izy mba hahitany antony hiampangana Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo nizaha taratra Azy, na hahasitrana amin'ny Sabata Izy, na tsia, mba hahitany izay hiampangana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanoradalàna sy ny Fariseo* dia nanara-maso Azy, na hanasitrana amin’ny Sabata Izy na tsia, mba hahitany izay hiampangana Azy.
malagasy
Ary ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo nizaha taratra Azy, na hahasitrana amin'ny Sabata Izy, na tsia, mba hahitany izay hiampangana Azy.