Luke 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahalala ny hevitr’ireo Jesosy dia niteny tamin-dRalehilahy maty tanana hoe: Mitsangàna ka mijoroa etsy afovoany. Dia nitsangana izy ka nijoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fantatr’i Jesoa kosa ny hevitr’izy ireo, ka hoy Izy tamin’ilay maty tanana: «Mitsangàna ka mijoroa etsy afovoany.» Dia nitsangana ilay io ka nijoro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Jesoa anefa ny eritreriny, ka hoy Izy tamin-dralehilahy maty tanana: –Mitsangàna ka ndeha mijoro etsy afovoan’ny olona. Dia nitsangana ilay marary ka nijoro.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy nahalala ny hevitr'ireo, ka dia niteny tamin-dralehilahy maty tanana hoe: Mitsangàna, ka mijoroa etsy afovoany. Dia nitsangana izy ka nijoro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahalala ny hevitr’ireo Jesosy dia niteny tamin-dRalehilahy maty tanana hoe: Mitsangàna ka mijoroa etsy afovoany. Dia nitsangana izy ka nijoro.
malagasy
Fa Jesosy nahalala ny hevitr'ireo, ka dia niteny tamin-dralehilahy maty tanana hoe: Mitsangàna, ka mijoroa etsy afovoany. Dia nitsangana izy ka nijoro.