Luke 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy tamin’ireo: Manontany anareo Aho: Moa ny manao soa va no mety hatao amin’ny Sabata sa ny manao ratsy? Ny mamonjy aina va sa ny mamono?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hoy i Jesoa tamin’izy ireo: «Manontany anareo Aho, inona no mety hatao amin’ny sabata, ny manao soa sa ny manao ratsy; ny mamonjy aina sa ny manala aina?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niteny tamin’ny mpahay lalàna sy ny Farisianina i Jesoa hoe: –Manontany anareo Aho: inona moa no azo atao amin’ny andro sabata, ny manao soa sa ny manao ratsy? ny mamonjy ain’olona sa ny manala ain’olona?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy tamin'ireo: Manontany anareo Aho: Moa ny manao soa va no mety hatao amin'ny Sabata, sa ny manao ratsy? ny mamonjy aina va, sa ny mahavery aina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy tamin’ireo: Manontany anareo Aho: Moa ny manao soa va no mety hatao amin’ny Sabata sa ny manao ratsy? Ny mamonjy aina va sa ny mamono?
malagasy
Ary hoy Jesosy tamin'ireo: Manontany anareo Aho: Moa ny manao soa va no mety hatao amin'ny Sabata, sa ny manao ratsy? ny mamonjy aina va, sa ny mahavery aina?