Luke 7:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitan’i Jesosy teo anatrehan’ny olona izany toriteniny rehetra izany dia nankany Kapernaomy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tapitra nampandre ny vahoaka izany toriteniny rehetra izany i Jesoa, dia niditra tao Kafarnaoma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy nampandre ny vahoaka izany teniny rehetra izany i Jesoa, dia niverina tany Kafarnahòma.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitan'i Jesosy teo anatrehan'ny olona izany toriteniny rehetra izany, dia nankany Kapernaomy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitan’i Jesosy teo anatrehan’ny olona izany toriteniny rehetra izany dia nankany Kapernaomy Izy.
malagasy
Ary rehefa vitan'i Jesosy teo anatrehan'ny olona izany toriteniny rehetra izany, dia nankany Kapernaomy Izy.