Luke 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony tafaverina tao an-trano ireo iraka ireo dia hitany fa sitrana ilay mpanompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tafaverina tao an-tranon’ilay kapiteny ireo iraka, dia nahita fa sitrana ilay ankizilahy narary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaverina tany an-tranon’ilay kapiteny ireto iraka, dia nahita ilay mpiasa salama soa aman-tsara.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tafaverina tao an-trano ireo iraka ireo, dia hitany fa sitrana ilay mpanompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony tafaverina tao an-trano ireo iraka ireo dia hitany fa sitrana ilay mpanompo.
malagasy
Ary nony tafaverina tao an-trano ireo iraka ireo, dia hitany fa sitrana ilay mpanompo.