Luke 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taoriana kelin’izany Jesosy dia nankany amin’ny tanàna iray atao hoe Naina; ary nanaraka Azy ny mpianany sy vahoaka betsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, dia nankany amin’ny tanàna anankiray atao hoe Naìma Izy, ary mpianany maro sy vahoaka betsaka no niaraka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany i Jesoa dia nankany amin’ny tanàna atao hoe Naîna ary notronin’ireo mpianany sy vahoaka maro.
Malagasy Bible 1865
Ary taoriana kelin'izany Jesosy dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary naniraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taoriana kelin’izany Jesosy dia nankany amin’ny tanàna iray atao hoe Naina; ary nanaraka Azy ny mpianany sy vahoaka betsaka.
malagasy
Ary taoriana kelin'izany Jesosy dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary naniraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka.[Na: (nony ampitson'iny)]