Luke 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nanakaiky ny vavahadin’ny tanàna Izy dia indro, nisy fatin’ny lehilahy iray noentina halevina, izay zanaka lahitokan’ny reniny sady mpitondratena Ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa mby teo akaikin’ny vavahadin’ny tanàna Izy, dia indro nisy fatin’ny zazalahy anankiray nentina halevina, zanak’olona lahy tokana sady mpitondratena indray ireniny, ka vahoaka be avy ao an-tanàna no nanaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo akaikin’ny vavahadin’ny tanàna Izy, dia tojo olona handevina fatin-jazalahy anankiray; ramatoa reniny tsy nanana afa-tsy iny sady efa mpitondratena, koa olona marobe avy ao an-tanàna no niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin'ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan'ny reniny, sady mpitondratena ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nanakaiky ny vavahadin’ny tanàna Izy dia indro, nisy fatin’ny lehilahy iray noentina halevina, izay zanaka lahitokan’ny reniny sady mpitondratena Ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy.
malagasy