Luke 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita an-dRavehivavy ny Tompo dia onena azy ka hoy Izy taminy: Aza mitomany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangoraka ny Tompo nony nahita an-dravehivavy, ka nanao taminy hoe: «Aza mitomany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahita an-dravehivavy ny Tompo, dia onena azy ka nanao taminy hoe: –Aoka izay ny ranomasonao, ramatoa!
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita an-dravehivavy ny Tompo, dia onena azy ka nanao taminy hoe: Aza mitomany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita an-dRavehivavy ny Tompo dia onena azy ka hoy Izy taminy: Aza mitomany!
malagasy
Ary nony nahita an-dravehivavy ny Tompo, dia onena azy ka nanao taminy hoe: Aza mitomany.