Luke 7:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona Izy ka nikasika ny tranovorona dia nijanona ireo izay nilanja. Ary hoy Jesosy: Ry zatovo, hoy Aho aminao: Miarena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanatona Izy ka nanendry ny tranovorona; dia nijanona ny mpilanja, ary hoy i Jesoa: «Ry zatovo, Izaho mandidy anao, mitsangàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona Izy ary nanendry ny tranovorona, ka nijanona ny mpilanja. Ary hoy i Jesoa hoe: –Ry zatovo, Izaho mandidy anao, mifohaza!
Malagasy Bible 1865
Ary nanatona Izy ka nanendry ny tranovorona, dia nijanona izay nilanja. Ary hoy Jesosy: zatovo, hoy Izaho aminao: Miarena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona Izy ka nikasika ny tranovorona dia nijanona ireo izay nilanja. Ary hoy Jesosy: Ry zatovo, hoy Aho aminao: Miarena!
malagasy
Ary nanatona Izy ka nanendry ny tranovorona, dia nijanona izay nilanja. Ary hoy Jesosy: zatovo, hoy Izaho aminao: Miarena.