Luke 7:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niarina ny maty sady niteny ka natolony ny reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niarina niaraka tamin’izay ny maty, sady niteny, ary nomen’i Jesoa an-dreniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia indro ny maty fa niarina sy nanomboka niteny ary natolotr’i Jesoa an-dreniny.
Malagasy Bible 1865
Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niarina ny maty sady niteny ka natolony ny reniny.
malagasy
Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny.