Luke 7:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza an’Andriamanitra hoe: Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika; ary Andriamanitra efa nitsinjo ny olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiki-tahotra avokoa izay rehetra teo, sady nankalaza an’Andriamanitra nanao hoe: «Mpaminany lehibe no efa niseho eto amintsika, ary Andriamanitra efa namangy ny olony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiki-tahotra ny olona rehetra sady nanome voninahitra an’Andriamanitra hoe: – Mpaminany lehibe no efa najoron’Andriamanitra eto anivontsika! Ary koa hoe: –Efa namangy ny vahoakany Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza an'Andriamanitra hoe: Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika; ary Andriamanitra efa nitsinjo ny olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza an’Andriamanitra hoe: Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika; ary Andriamanitra efa nitsinjo ny olony.
malagasy
Ary raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza an'Andriamanitra hoe: Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika; ary Andriamanitra efa nitsinjo ny olony.