Luke 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niely nanerana an’i Jodia sy ny tany manodidina rehetra ny lazan’i Jesosy ny amin’izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niely eran’i Jodea sy ny tany manodidina rehetra izany teny fankalazana Azy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niely eran’i Jodea manontolo mbamin’ny faritany manodidina rehetra ny lazan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia niely teny Jodia rehetra sy teny amin'ny tany manodidina rehetra ny lazan'i Jesosy ny amin'izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niely nanerana an’i Jodia* sy ny tany manodidina rehetra ny lazan’i Jesosy ny amin’izany zavatra izany.
malagasy
Dia niely teny Jodia rehetra sy teny amin'ny tany manodidina rehetra ny lazan'i Jesosy ny amin'izany zavatra izany.