Luke 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia naniraka azy hankany amin’ny Tompo hilaza hoe: Ianao va Ilay ho avy sa mbola hafa no andrasantsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia niantso roa lahy tamin’izy ireo izy nalefany ho any amin’i Jesoa hanao aminy hoe: «Ianao va no Ilay ho avy, sa mbola hafa no handrasantsika?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy naniraka azy hankany amin’ny Tompo hanontany hoe: «Ianao ve no Ilay ho avy sa olon-kafa no mbola tokony handrasanay?»
Malagasy Bible 1865
Ary Jaona niantso ny mpianany roa lahy hankao aminy, dia naniraka azy hankany amin'ny Tompo hanao hoe: Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia naniraka azy hankany amin’ny Tompo hilaza hoe: Ianao va Ilay ho avy sa mbola hafa no andrasantsika?
malagasy
Ary Jaona niantso ny mpianany roa lahy hankao aminy, dia naniraka azy hankany amin'ny Tompo hanao hoe: Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?