Luke 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Narary efa ho faty ny mpanompon’ny kapiteny iray, izay tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy kapiteny anankiray nanana ankizilahy tiany tokoa, narary efa ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy kosa kapitenin-tafika nanana mpiasa narary efa ho faty, mpiasa sarobidy aminy tokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanompon'ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Narary efa ho faty ny mpanompon’ny kapiteny iray, izay tiany.
malagasy
Ary ny mpanompon'ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty.