Luke 7:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany aminy ireo lehilahy ireo dia niteny hoe: Naniraka anay hankaty aminao i Jaona Mpanao batisa hanontany hoe: Ianao va Ilay ho avy sa mbola hafa no andrasantsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany aminy ireo dia nanao hoe: «Nirahin’i Joany Batista hankatỳ aminao izahay hanontany raha Ianao no Ilay ho avy, na mbola hafa no handrasantsika?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tany amin’i Jesoa izy roa lahy, dia nanao hoe: –I Jôhany Mpanao batisa no naniraka anay hankatỳ aminao hanontany hoe: «Ianao ve no Ilay ho avy sa olon-kafa no mbola tokony handrasanay?»
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tany aminy ireo lehilahy ireo, dia nanao hoe: Jaona Mpanao-batisa naniraka anay hankatỳ aminao hanao hoe: Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany aminy ireo lehilahy ireo dia niteny hoe: Naniraka anay hankaty aminao i Jaona Mpanao batisa hanontany hoe: Ianao va Ilay ho avy sa mbola hafa no andrasantsika?
malagasy
Ary nony tonga tany aminy ireo lehilahy ireo, dia nanao hoe: Jaona Mpanao-batisa naniraka anay hankatỳ aminao hanao hoe: Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?