Luke 7:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany ora izany dia nahasitrana olona maro tamin’ny rofy sy ny aretina ary ny fanahy ratsy Jesosy sady nampahiratra ny jamba maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay indrindra i Jesoa dia nanasitrana olona maro niferin’aina tamin’ny aretina sy ny rofy ary ny fanahy ratsy, sady nampahiratra jamba maro koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany indrindra i Jesoa dia nanasitrana olona maro tamin’ny aretina sy ny rofy ary ny fanahy ratsy, sady nampahiratra ny jamba maro.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany ora izany Jesosy dia nahasitrana olona maro tamin'ny rofy sy ny aretina sy ny fanahy ratsy sady nampahiratra ny jamba maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany ora izany dia nahasitrana olona maro tamin’ny rofy sy ny aretina ary ny fanahy ratsy Jesosy sady nampahiratra ny jamba maro.
malagasy
Ary tamin'izany ora izany Jesosy dia nahasitrana olona maro tamin'ny rofy sy ny aretina sy ny fanahy ratsy sady nampahiratra ny jamba maro.