Luke 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary sambatra izay tsy ho tafintohina noho ny Amiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary sambatra izay rehetra tsy ho tafintohina noho ny Amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa sambatra izay tsy voasakana hino Ahy!
Malagasy Bible 1865
Ary sambatra izay tsy ho tafintohina noho ny amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary sambatra izay tsy ho tafintohina noho ny Amiko!
malagasy
Ary sambatra izay tsy ho tafintohina noho ny amiko.